8 Site FPMA TOULOUSE jQuery UI Accordion - Default functionality
Fpma Toulouse

Vaovaon'ny Nasionaly sy Faritany

ZAIKABE NASIONALY / LASY SAP/KNPL

ZAIKABE NASIONALY / LASY SAP/KNPL

3-4- 5 Novembre 2017

Lycée agricole Quetigny Côte D’or

FIN des INSCRIPTIONS : 30 Septembre 2017

Tarif 2 jours : 86 euros /adulte

60 euros / moins de 12 ans

 

Fiombonana amin'ny vahoakan'ny FJKM noho ny voina nitranga

FIOMBONANA AMIN’NY VAHOAKA FJKM NOHO NY VOINA NITRANGA

"Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no
hahatanterahanareo ny lalànan'I Kristy." Gal 6:2

Hisy Urne hapetraka ao am-piangonana ny Alahady 17 Septambra 2017 ho avy izao : Ny vola azo amin'izany dia harotsaka manontolo ho fanampiana amin'ny fikarakarana ny tra-boina noho ny lozam-pifamoivoizana nahazo ireo mpiangona sasany tao amin'ny FJKM tany Madagasikara.