
Alahady 14 Jiona 2020
Alahady 14 Jona 2020
3 ora hariva – Temple du Salin – Direct YOUTUBE
- VAOVAON’NY NASIONALY
- FILAZANA MANJO
Nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny zoma 5 jona 2020 teo (tany Livry Gargan) rehefa nivahiny teto 57 taona teto an-tany ka namela ny zanany kamboty
Faly Andry RAKOTOMAVO
Hoy ny zanany Heriniaina RAKOTOMAVO
(Mpianatra sy mpikambana STK FPMA Clermont Ferrand)
Mikasa ny hampody ny razana any an-tanindrazana Heriniaina koa mangataka fanampiana amintsika ahafahany manatanteraka izany.
Ho an’izay maniry ny handray anjara amin’izany dia misy cagnotte nosokafana ny amin’izany.+
Cagnotte :https://www.leetchi.com/c/rapatriement-de-rakotomavo-faly
- FANASANA ZAIKABE SVKI-SLKI
MIFARANA ny 26 Jolay 2020 ny fisoratana anarana
Daty : 16-17-18 Oktobra 2020
Toerana : CENTRE IGNY – 91 430 (région parisienne)
Vendredi / Samedi / Dimanche | 110 € |
Samedi / Dimanche | 80 € |
Dimanche | 14 € + 5 € (PAF) |
PAF :

- FIOFANANA SAP/KNPL
Daty : Isaky ny Alarobia amin’ny 8 ora alina (20 heures)
Tél : 01 70 48 90 28
Code : 76229328#
Traduction simultanée
- FOTOAM-BAVAKA
4 ora sy 7 ora hariva Alatsinainy-Talata-Alakamisy-Zomà-Asabotsy
4 ora sy 10 ora alina Alarobia
- VAOVAON’NY TAFO
RAKI-PISAORANA
-Salamo 34, 1: “Hisaotra an’i Jehovah lalandava aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. »
Olona iray tsy mitonona anarana nanome raki-pisaorana 200 euros ho an’ny fiangonana.
-Salamo 103. 1-3 & 8-11 : « Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra, Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,…
Mamindra fo sy miantra Jehovah, Mahari-po sady be famindram-po. Tsy mandaha-teny mandrakariva Izy, Na mitahiry fahatezerana mandrakizay. Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy, Na mamaly antsika araka ny helotsika. Fa tahaka ny hahavon’ny lanitra ambonin’ny tany No haben’ny famindram-pony amin’izay matahotra Azy. »
Mpivady nanolotra voady 75 euros ho an’ny fiangonana.
-1Kor 15,10 : « Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan’Andriamanitra no niara-niasa tamiko. »
Fianankaviana iray tsy mitonona anarana, nanao raki-pisaorana 250 euros atolotra ho amin’ny trano fiangonana. Nangataka ny HiraFF :26 (Jesôsy reharehako)
- FILAZANA MANJO
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay
RAZAFINDRAROJO Hariniaina Adonis (Ninie)
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Sabotsy 6 Jona 2020, rehefa nivahiny 56 taona teto an-tany. Ny razana dia any Guadeloupe ary amin’ny mahairay antsika ao amin’ny Tompo dia tsy misalasala izahay mangataka ny fanampianareo amin’ny fampodiana azy any Madagasikara. Koa isaoranay sahady ianareo izay maniry hanao fehim-pihavanana hanao azy amin’ity rohy ity https://www.lepotcommun.fr/pot/m9iyoy39?1591968931
Hoy ny iray tampo aminy : ANDRIANAVOMAHERY Hary Haja (Kéké) sy Hanta ary Aro
« Tamin’ny andro nitarainako dia namaly ahy Hianao. Nomenao fahasahiana aho ka nisy hery ny fanahiko » Salamo 138 :3
Hoy ny iray tampo aminy :
RANDRIANAIVOMAHERY Hariniaina Haja (Keke) sy Hanta ary ny zanany (Aro).
- FAMANGIANA MANJO
Ho tanterahana ny Alahady 21 Jona 2020 ny famangiana an’i
RAMAMONJISOA Heriniaina sy Hanimalala
ary RAMAMONJISOA Hoelitahiana
izay namoy ny reniny
- FILAZANA TERAKA
« Tout ce que l’Eternel veut, il le fait, Dans les cieux et sur la terre, Dans les mers et dans tous les abîmes. » Psaumes 135 : 6
Nous sommes heureux de vous annoncer la venue de notre premier enfant :
Mialy Winry RAZANAJATOVO.
Nous rendons gloire à Dieu pour ce bébé surprise qui nous remplit d’amour et nous souhaitons que le chemin de Mialy soit pavé par la Parole du Seigneur.
De la part des parents Manantsoa et Lova RAZANAJATOVO
- SAMPANA STA
Jereo amin’ny Flyers manaraka ireto ny fandaharam-potoana ho an’ny Isantaona STA 2020


- ROJOM-BAVAKA FPMA Toulouse
Ity indray ny rohy misy ny rojom-bavaka amin’ity herinandro ity
https://drive.google.com/file/d/1x9mDCxYSRGIBHQnjjsZsj8IGLphAqyAF/view
- ADIDY SY RAKITRA
- Par virement bancaire (Compte FPMA Toulouse)
IBAN : FR65 3000 2040 0000 0079 2490 J78
- Par chèque (à l’ordre de la FPMA Toulouse)
- Par carte bancaire (lien HELLO ASSO)
- L’offrande pourra aussi se faire dans les corbeilles disposeés à la sortie
Contact : Hanitra RATOVONDRAHONA (Ny Mpitambola)
- VOKATRA PENTEKOSTA
1540.00 euros (Cible 1900.00 euros)
- TRANO FIANGONANA
Fananganana commission
Fitondràna am-bavaka
Fanomezana souscription na dons: asiana hoe TRANO-anarana
- Par virement bancaire (Compte FPMA Toulouse)
IBAN : FR65 3000 2040 7700 0007 0178 C29
- KATEKOMENA
Daty : Alahady 14 Jona 2020
Ora : 5 ora hariva
Toerana : VISIOCONFERENCE
- ETUDES BIBLIQUES
Daty : Talata 16 Jona 2020
Ora : 8 ora alina
Toerana : VISIOCONFERENCE
- DIARY
Fotoam-pivavahana
Daty : Alahady 21 Jona 2020
Ora : 3 ora tolakandro
Toerana : Temple du Salin / Direct YOUTUBE.
Fotoam-pivavahana FPMA/FKMT (60 ans indépendance de Madagascar )
Daty : Alahady 28 Jona 2020
Ora : 3 ora tolakandro
Toerana : Temple du Salin / Direct YOUTUBE.