Araky ny fivoriamben’ny Mpandray tamin’ny volana Martsa 2019 dia mitohy ny firosoana amin’ny tetik’asa fananana trano fiangonana.
Hisy vaomiera manokana hatsangana handinika lalina izany.
Ny fanomezana (dons) na tonom-bola (souscription) ho fanohanana izany asa dia alefa ao amin’ny sous-compte TRANO fiangonana izany ka asio libellé hoe TRANO_ANARANA ny fandoavam-bola ataonao.
Manentana antsika hitondra am-bavaka sahady izany rehetra izany
Ny vola voaangona ho an’ny trano fiangonana hatreto dia 3895 euros.
Daty : Alahady 24 Mey 2020
Ora : 4 ora tolakandro
Toerana : VISIOCONFERENCE
Daty : Talata 26 Mey 2020
Ora : 8 ora alina
Toerana : VISIOCONFERENCE