Vaovao Alahady 31 Janoary 2021

VAOVAO NASIONALY

 

·       FOTOAM-BAVAKA

Daty  :      Alatsinainy-Talata-Alarobia-
Alakamisy-Zomà-Sabotsy

Ora    :      4 ora
tolak’andro sy 7 ora hariva (afa-tsy ny Alarobia hariva)

Rohy :      Radio VATSY -Radio ANJOMARA FPMA

 

·       FIOFANANA
SAP KNPL

Daty  :      Alarobia

Ora    :      8
ora alina

tél      :      0170489028

Code:       76229328#


VAOVAO FARITANY

 

Lasy FATSAN AMF-SVK-SLK – 13 & 14 Febroary 2021

 

Ny andinindininy amin’ny site internet.

         

         VAOVAO TAFO

 

 

 

· FAMANGIANA MANJO

 Fianakaviana Rakotonirina Josephine izay namoy ny zanany

Fianakaviana Farah Rangers izay namoy ny reniny

 Daty          : Alahady 31 Janoary 2021

 Ora            : 10 ora sy sasany

 Toerana    : Vieux Temple 

 

· STK

 

 

· SAMPANA FIFOHAZANA

      VOA TSARA NAFAFY

 

·TRANO FIANGONANA 

ü Fitsanganan’ny COPIL

ü Fananganana ny commissions

ü Fitondràna am-bavaka

ü Fanomezana souscription na dons :

Par virement bancaire (Compte FPMA Toulouse)

IBAN : FR45 3000 2040 7700 0007 0178 C29

ASIANA SORATRA HOE “TRANO_ANARANA” 

 

·ADIDY SY RAKITRA

Ø  Par virement bancaire (Compte FPMA Toulouse)

IBAN : FR65 3000 2040 0000 0079 2490 J78

Ø  Par chèque (à l’ordre de la FPMA Toulouse)

Ø  Par carte bancaire (lien HELLO ASSO)

Ø  La quête des offrandes a été restaurée

« Fa ny mpanome amin’ny fifaliana no tian’Andriamanitra »2 Kor 9 :7d

 

 

·ALAHADIN’NY MPITANDRINA

« Aoka izay ampianarina ny teny mba
hahafoy zava-tsoa ho an’ny mampianatra » Galatiana 6 :6

 

·Daty          : Alahady 7 Febroary 2021

·Ora            : 2 ora sy sasany tolakandro

·Toerana    :        Temple du Salin

Hisy valopy zaraina

Hisy rohy alefa ho an’ireo tsy afaka ho tonga

 

·KATEKOMENA

Daty          :  Alahady 31 Janoary 2021

Ora            :  4 ora hariva

Toerana    :  Visioconférence

 

 

·ETUDES BIBLIQUES

Daty          :         Talata 2 Febroary 2021

Ora            :         8 ora alina

Toerana    :         Visioconférence

 

·DIARY

Daty          :         Alahady 7 Febroary 2021 (Alahadin’ny Mpitandrina)

Ora            :         2 ora sy sasany tolakandro

Toerana    :         Temple
du Salin / Direct YOUTUBE

 

 

 

 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

bookmark
required required
web