Alahady 02 Aprily 2023

Ny Mpitandrina sy ny Komity FPMA Toulouse dia faly miarahaba antsika amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Lohan’ny Fiangonana sy Tompon’ny asa. Toy izao indray no azo ambara amintsika anio:

VAOVAO NASIONALY

FIOFANANA SAP/ KNPL 

Tsy misy ny fampianarana SAP/KNPL mandritra ny herinandro masina.

VAOVAO TAFO

TARATASY FISAORANA:

Nahazo taratasy fisaorana ny fiangonana avy amin’ny fianakaviana ROGER Gérard et RANTOANINA Mickaela. Nanome fara-rakitra ihany koa ny fianakaviana.

FILAZANA MANJO:

« Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra. » (Salamo 73, 26)

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RASELIMANANA JEANNE ELEONORE

Dia nodimandry ny 31 Martsa 2023 rehefa nivahiny 71 taona teto an-tany hoy ny iray tampo aminy

MANITRA SY LILIE RANDRIAMANANJARA 

FILAZANA TERAKA:

« C’était pour cet enfant que je priais, et l’Éternel a exaucé la prière que je lui adressais.» 1 Samuel 1:27

C’est avec joie et reconnaissance que nous vous annonçons la naissance de notre fille RATSIMANDRESY Avana Maria Norosoa le 25 mars dernier.
Par la grâce de Dieu la petite famille se porte bien et vous remercie pour vos prières.

De la part des parents, RATSIMANDRESY Xavier & Asara. 

FNM 

1-« Que chacun donne comme il l’a décidé dans son cœur, sans regret ni contrainte, car Dieu aime celui qui donne avec joie. » 2 Corinthiens 9:7

A l’heure où le chocolat est à l’honneur, la FNM vous a concocté son “Bocal Cookies”!

Nous vous proposons 2 recettes au choix :

  • Cookies aux smarties
  • Cookies aux 2 chocolats

Au prix de:

  • 8 euros le bocal
  • 12 euros, 2 bocaux

Presque tous les ingrédients vous sont fournis, il ne vous reste plus qu’à mettre la main à la pâte ! Nous avons hâte de voir vos belles réalisations 🙂

Vous aurez la possibilité de récupérer vos commandes lors du culte de Pâques (9 avril 2023) ou le dimanche suivant (16 avril 2023).

Vous pouvez dès à présent vous approcher du stand à la sortie de l’église si vous souhaitez commander.

Pour plus d’informations, n’hésitez pas à contacter Henitsoa RAONIMANANA ou Ny Kanto Andrianantoandro.

 

2-Concert Vendredi Saint :

 

Ephésiens 2 : 7  –  8

“Il l’a fait afin de démontrer pour tous les âges à venir, l’extraordinaire richesse de sa grâce qu’il a manifestée en Jésus-Christ par sa bonté envers nous. Car c’est par grâce que vous êtes sauvés, par le moyen de la foi. Cela ne vient pas de vous, c’est un don de Dieu »

 

Tel est le message qui sera apporté par les deux sections consœurs , Feon’ny mazava et H’endripeo, à l’occasion de la commémoration du vendredi saint

le 7 avril prochain à 20h au Vieux Temple. (70 rue Pargaminières – 31000 Toulouse)

 

Soyez bénis

 

SLK

  • Fisoratana anarana Jobily Mariazy

Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo mpivady izay nahatratra ny faha-5 taona, faha-10 taona, faha-15 taona .. sns… nanamasinana ny fanambadiany.

Ho an’ireo izay te-hankalaza izany fahatsiarovana izany  dia afa manatona an’ireo mpikambana ao amin’ny SLK izy rehefa mirava izao fanopoam-pivavahana izao.

  • Isan-taona SLK

Ny isantaonan’ny SLK dia ho tanterahana ny Asabotsy 22 Aprily sy ny Alahady 23 Aprily izao. Toy izao ny fandaharam-potoana amin’izany:

  • Asabotsy 22 Aprily
    • 3 ora tolakandro : Fiofanana miaraka amin’ny mpitandrina Elysé Andriamiandra hanasana ny fiangonana iray manontolo mitondra ny lohateny hoe:

« Lehilahy kristiana : eto amin’izao tontolo izao nefa tsy naman’izao tontolo izao »

  • Amin’ny 4 ora : Karaoké hanasana ny fiangonana iray mananontolo
  • Amin’ny 5 ora sy sasany : Fiarahana mitsakitsaky sy manala hetaheta
  • Alahady 23 Aprily
    • 10H30 : Fanopoam-pivavahana fiderana an’Andriamanitra
    • Jobily mariazy

 

STA 

1- « Car nous sommes plusieurs, nous formons un seul corps en Christ – Rom 12 : 5a

Tu es membre de la STA ?  alors oui l’écusson est pour toi, à chaque évènement de l’église et du sampana tu seras invité à le mettre.

Pour marquer et nous identifier en tant que STA et pour soutenir les activités de notre sampana,
un écusson au prix de 5€ est en vente à la sortie  du culte.

2- L’opération vente de Bible  reprend, le fournisseur a de nouveau du stock,
Vous pouvez commander soit en version française ou malgache , version DIEM ou version classique au prix de 35€.

Le stand STA sera présent à chaque fin de culte.

 

H’ENDRIPEO

Hankalaza ny isan-taonany ny sampana ny 13 sy ny 14 Mey 2023. Dia efa fandrio sahady izany daty izany.

REGLEMENT INTERIEUR – STATUT TYPE

Antsoina ny mpandray ny fanasan’ny Tompo ny Alahady 23 Aprily 2023 fa hisy Ankatoka handaniana ny Statut Type FPMA izay tsy maintsy hapetraka any amin’ny préfecture alohan’ny 30 Aprily 2023.

ETUDE BIBLIQUE

Tsy misy ny étude biblique mandritra ny herinandro masina.

PERMANENCES

Misy ny permanences ataon’ny Mpitandrina ny Talata amin’ny 10 ka hatramin’ny 4 ora sy ny Alakamisy amin’ny 10 ka hatramin’ny 12 ora.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

bookmark
required required
web