
Alahady 30 Aprily 2023
Ny Mpitandrina sy ny Komity FPMA Toulouse dia faly miarahaba antsika amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Lohan’ny Fiangonana sy Tompon’ny asa. Toy izao indray no vaovao azo ambara amintsika anio:
VAOVAO NASIONALY
FIOFANANA SAP/ KNPL
Mitohy ny fampianarana SAP/KNPL isaky ny Alarobia hariva amin’ny alalan’ny phone call na zoom amin’ny 8 ora alina. MAMPANDRE ANTSIKA FA NIOVA NY COORDONNEES DE CONNNEXION.
VAOVAO TAFO
FILAZANA MANJO
1- Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny malalanay
RAZAFINDRAKOTO Jean Richard
rehefa nivahiny 87 taona teto an-tany. Hoy ny zanany RAZAFINDRAKOTO Franck sy Rita. & RAZAFINDRAKOTO Dany, ary ny iray tampo amin’ny vadiny RANDRIANARISON mivady.
2- “Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray. “(Jaona 11, 25)
Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay
RAZAFIMBONINAHITRA Juliette Ruphine
Dia nodimandry tamin’ny 25 Aprily 2023 rehefa nivahiny 82 taona teto an-tany.
Hoy ny zanany Gérard sy Mireille RAPHAEL .
FILAZANA TERAKA
« Que deviendrais-je si je n’avais pas l’assurance d’expérimenter la bonté de l’Eternel au pays des vivants ? «
Psaumes 27:13 BDS
Nous avons la joie de vous annoncer la naissance de notre fille Taly le 27 decembre 2022 à Marseille.
Les suites de l’accouchement ont été une epreuve, mais le Seigneur n’a pas manqué de nous manifester sa grande bonté et sa fidélité en cette nouvelle année.
Par la grâce de Dieu, Taly va bien et la maman est retablie. Nous sommes heureux et reconnaissants d’apprendre à la connaitre et à vivre la mission et la responsabilité que le Seigneur nous confie à travers elle.
Béni soit le Seigneur tout puissant !
De la part des parents Jonathan et Onjatiana Hammen.
FNM
Nous avons le plaisir de vous annoncer un concert de 2 chorales : Feon’ny Mazava et Atout Chœur. Un concert exceptionnel avec la participation organisationnelle de l’association fahazavana.
Ceci se déroulera le Samedi 20 Mai 2023 à 17h00 à la salle des Fêtes Albert Camus 1 place de la république 31270 Cugnaux. La PAF est de 20 € pour les adultes et les gratuits pour les enfants de moins de 12 ans.
Les billets sont disponibles auprès des membres du bureau Feon’ny mazava. Venez nombreux.
SAFIF
Misaotra an’Andriamanitra isika ry havana fa noho ny fahasoavany sy ny famindrampony dia fifaliana ho an’ny Sampana Fifohazana no mampandre ny Fiangonana fa ny isan-keritaona Fifohazana FPMA Nationaly 2023 dia :
Manomboka ny 17/07 ka hatramin’ny 23/07/2023
Ny lohahevitra @ izany dia : » Tsy misy mahay fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy »
(1 kor. 3:11)
Ny toerana hanantanterahana izany dia:
Lycée Don Bosco
570 Les Cours
61210 Giel-courteilles.
Ny saran-dasy dia ho lazaina amintsika @ manaraka.
Manentana ampitiavana antsika rehetra mba samy hamandrika izany fotoana izany dieny izao.
Ny fisoratana anarana dia atao @ Ramatoa Angelina Behavana.
Manonona ny fiadanan’i Tompo ho amintsika rehetra.
STA (jusqu’à fin Avril)
– L’opération vente de Bible continue, le fournisseur a de nouveau du stock,
Vous pouvez commander soit en version française ou malgache , version DIEM ou version classique au prix de 35€.
Le stand STA sera présent à chaque fin de culte.
H’ENDRIPEO
La section H’endripeo vous invite à son Isantaona le samedi 13 Mai concert à 19h au Vieux Temple et le dimanche 14 mai culte à 10h30 sous le thème ME VOICI ENVOIE-MOI
ETUDES BIBLIQUES
Tsy misy ny études bibliques mandritra ny fialan-tsasatra.
PERMANENCES
Tsy misy ny permanences amin’ny herinandro ambony.
DIARY
Ny fanompoam-pivavahana ny Alahady 07 Mey misy fandraisana ny fanasan’ny Tompo dia amin’ny 3 ora sy sasany tolakandro any amin’ny Temple du Salin
Misaotra antsika naharitra hatramin’ny farany ary ho an’Andriamanitra ny Voninahitra